144 000 (isa)

Ny isa 144 000 dia isa manana ny lajany manokana eo amin' ny fivavahana maro. Ho an' ny Kristiana dia manana lanja ara-panoharana io isa io. Hita ao amin' ny Apôkalipsin' i Joany (toko faha-7) io isa io izay manondro ny isan' ny olom-boafidy.


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search